Dikan'ny teny : mitony

Hampiditra dikany vaovao
1 (tony) mt, s.: Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony va ny hatezerany? • Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel