Dikan'ny teny : mitorovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (torouoka) mt. p. (mitorouoha): Mipetraka miarinarina amin'ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin'ny saoka: Nitorouoka nanodidina an'i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel