Dikan'ny teny : mitosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tosy) mt. p. (mitosia): Mikasika (amin'ny lalao kanety), Ahitsio
2 (tosy) mt. s. (mitosia): Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny er? io zaza io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel