Dikan'ny teny : mitoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (toto) mt, s. (mitotoa): Mamotipotika zavatra: Mitoto uoanjo. • Mikosoka ny varyakotry hialan'ny hodiny: Mitoto uary. * Ohab,: Mitoto uary diavolana ka moka fanahy ny akoho: tsy tokony hatao ny mi-tondra ny sasany amin'ny fakampanahy, / Nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka: enti-milaza ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin'ny farany (Fiten.). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel