Dikan'ny teny : mitotototo

Hampiditra dikany vaovao
1 (totototo) mt. s. (mitotototoa): Mivezivezy manao dia maika ets? sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory. 1 Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany riy saiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel