Dikan'ny teny : mitovo

Hampiditra dikany vaovao
1 (touo) mt. s.: Mijanona tsy manambady. 1 h.i.: Tsy mahay mitondra tenta * Ohab.: Mpitovo mananatra ny manana: enti-milaza ny tanora manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola mitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel