Dikan'ny teny : mitozo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tozo) mt. s. (mitozüa): Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel