Dikan'ny teny : mitraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (traka) mt. s. (mitrakà): Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà. ? Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel