Dikan'ny teny : mitranga

Hampiditra dikany vaovao
1 (tranga) mt. p. (mitrangà): Miseho lany, izany hoe: ny ilany fotsiny no hita aloha: Indro mitranga avy ao anaty hazo ny volana ba liaka. * Ohab.: Mitranga mihemotra toa belon-jaza: enti-milaza ny olona miovaova hevitra ka mbetika marisika hanao zavatra iray, mbetika indray tapa-kevitra tsy hanao. ¶ M.h.: Miseho, mipoitra, mipongatra, mipoitra, miposaka, mamelovelo, manangasanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel