Dikan'ny teny : mitranitrany

Hampiditra dikany vaovao
1 (tranitrany) mt. p.: Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza ity fa mitranitrany ny taolany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel