Dikan'ny teny : mitratraingo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. (t,tr.): Kilemaina, voatraingo, mikainkona. Ahitsio
2 (tratraingo) mt. s.: Mikotringatringa, mitaritari-tongotra. • Mibiloka, mibaraingo. • h.o.: Voan'ny fahavoazana, tratran'ny kilema. * Ohab.: Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo: enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel