Dikan'ny teny : mitrebona

Hampiditra dikany vaovao
1 (trebona) mt. s.: Enti-milaza zava-maran-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin'ny tany. • Enti-milaza voan-javamaniry nambolena ka mitsimoka ary miseho mipoitra avy ao anaty tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel