Dikan'ny teny : mitroatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (troatra) mt. s.: Miala tampoka amin'izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha uao nahare ilay feo niantso azy. • Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel