Dikan'ny teny : mitrona

Hampiditra dikany vaovao
1 (trona) mt. s.: (kisoa) Mamoaka feo: Mitrona ny kisoa. ? Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel