Dikan'ny teny : mitrongy

Hampiditra dikany vaovao
1 (trongy) mt. p. (mitrongia): Mihady amin'ny vava, toy ny fanaon'ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny to k o tanin tsika halina. - F.-p.: Mpitrongy uao ho-mana: enti-milaza ireo olona fadiranovana. ΒΆ M. h.: Olona miofy akondro vava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel