Dikan'ny teny : mitrosa

Hampiditra dikany vaovao
1 (trosa) mt. s. (mitrosà): Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa hena. ? Misambotra: Nitrosa vola ariary folo tamindRakoto izy fa tsy nanamboia hamidy vary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel