Dikan'ny teny : mitsabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsabaka) mt. p. (mitsabĂ ha): Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe. ? Miditriditra amin'ny raharahan'ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon'olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel