Dikan'ny teny : mitsaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaiha) mt. s.: Mifantina ny voam-bary tsars. Ahitsio
2 (tsaiha) mt. s. (mitàika na mitsaiha): Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon'ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy. * hi.: Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto. ? Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza uao mitsaika io mampandoandoa anao io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel