Dikan'ny teny : mitsaitsaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaitsaika) mt. s. (mitsaitsaiha): Mandeha mora dia mors, mamindra tsy re amin'ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Ra-ha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel