Dikan'ny teny : mitsakatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsakatsaka) mt. s. (mitsakatsahà): Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba. ? Mivezivezy amin'ny toerana tsy fantatra. ? Miriorio etsy sy eroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel