Dikan'ny teny : mitsakitsaky

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaky) mitsakitsakia): Mihinana tsakitsaky. * p. t. : Tsy mbola masaka tsara ka somary mafimafy. * F.-p.: Vary mitsakitsaky: vary tsy tena masaka tsars ka toa mikepokepoka izany rehefa tsakoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel