Dikan'ny teny : mitsako

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsàko) mt. s. (mitsakoa): Manapotipotika ny hanina amin'ny nify: Mitsako hena. * F.-p.: Mitsako dilana: manetsiketsika ny vava mova tsy ny mitsako, nefs tsy misy inona tsakoina. / Mitsako moka: mitsako tsy misokabava. * Ohab.: Mitsako tsy re ka kenda vao: "Dony aho ranaotra": enti-milaza olona nanan zavatra an-kinafinafina, kanjo nony nisy nahavoa azy, niantso vonjy amin' olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel