Dikan'ny teny : mitsamontsamona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsamontsamona) mt. s. (mitsamontsamoa): Manapoapoaka na mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mitsako; manao fitsako mamoaka feo mipoapoaka na mitsefotsefotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel