Dikan'ny teny : mitsaoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaoka) mt. s. (mitsaoha): Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona halai-na: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny. ? Maneho fanajana fatratra amin'ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel