Dikan'ny teny : mitsaotsao

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaotsao) p, t.: Tsy misy tsirony sady toa mitsatsaka ao am-bava: Mitsaotsao izany mangahazo izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel