Dikan'ny teny : mitsapodila

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mitsako dilana (tsapodilana) mt. s.: Tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin'ny vazana no tsakoina; ao anatin'ny fahoriana, ny fahasahiranana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel