Dikan'ny teny : mitsaraingona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaraingona) mt. s. (mitsaraingoà): Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan'io olona tokony ho raibenao io. ? Mitsabaka amin' ny raharahan'olona. ? Manapaka tenin'olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel