Dikan'ny teny : mitsarapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsarapaka) mt. s. (mitsarapàha): Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro. ? h.i.: Miantoraka mamely ny fahavalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel