Dikan'ny teny : mitsatsaingona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsatsaingona) mt. s. (mitsatsaingdna): Miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin'olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny. ? h.Misalovana ny raharahan' ny hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel