Dikan'ny teny : mitsatsatsatsa

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsatsatsàtsa) mt. s.: Mipitripitrika ohatra ny menaka anendasana ka rarahana rano kely. ? Mitsaontsaom-bava, mikamentsona, mikamenona. ? Maranitra mifilofilo tsara ohatra ny lelan'antsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel