Dikan'ny teny : mitselaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tselaka) mt. s.: Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity. ? Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel