Dikan'ny teny : mitsemboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsemboka) mt. s.: Misahirana miasa mafy, misasatra: Fito taona naninjitra aho izao no nitsemboka tamin'ity asa ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel