Dikan'ny teny : mitsena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsena) mt. p. (mitsenà): Mandeha mba hihaona amin'olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly ers'. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel