Dikan'ny teny : mitsetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsetaka) mt. s. (mitsetaha): Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan'ny mpianatra an-jatonyIbalita ka tsy hita. ? Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin'ny lohany ny satro n y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel