Dikan'ny teny : mitsetsatsetsa

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsetsatsetsa) mt. p.: (afo) Mirefodrefotra fa voatondraka rano na menaka: Mitsetsatsetsa ny afo ka mihataha ianao. ΒΆ M.h.: Mipitripitrika, mipoapoaka, mirefodrefotra, mitsotsotsotso. ? h. o.: Mitsaontsaom-bava, mipentsompentsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel