Dikan'ny teny : mitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsika) mt. s.: Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iraY ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin'ny uato ity rano eto amintsika ity. ΒΆ M.h.: Manamika. / Ny anolanana ny lamba avy nosasana dia mba hahazoan'ny rano mitsika tsara. - F,-p.: Mitsi-dra: mandeha ra mivoaka tsikelikely. / Mitsi-drano: Mandeha rano tsikelikely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel