Dikan'ny teny : mitsikabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikabaka) mt. s.: Mitsinkafona eny ambony rano (toy ny didin-kena madinidinika ao anaty rony be mangeniheny). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel