Dikan'ny teny : mitsikamokamo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikamokamo) mt. s.: Miseho ho malaindaina, tsy rotodrototra, mitsimozimozy, mivaroraka, miborerarera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel