Dikan'ny teny : mitsikera

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikerà) mt. p. (mitsikerà): Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka. ? Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetrandRasoa izy. ? Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin'ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel