Dikan'ny teny : mitsikilo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikilo) mt. s. (mitsikiloa): Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon'ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anis Rangahy io ka mitandrema ianao. ? Mitily, mitaratra, mizaha taratra: lanao, rahampitso, no hitsiki-Io ny fahaualo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel