Dikan'ny teny : mitsikintsikina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikintsikina) mt. s.: Midihindihina, miedinedina, mitikintikina, miangentsana amin'ny fomba famindra sy ny haingo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel