Dikan'ny teny : mitsilo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilo) mt. s. (mitsilova): Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina. ? h.o.: Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel