Dikan'ny teny : mitsilopilopy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilopilopy) mt s. na p. t.: Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsi?opilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika. ? (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiai-nana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny uarony hatramin' izay tsy fisian'ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany no-ho ny fahanterany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel