Dikan'ny teny : mitsimbadika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimbadika) mt. s. (mitsimbadiha): Mihodina dia mikodia: Notsofin'ny riuotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza. ? Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny. • Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-jauatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny a mp itso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel