Dikan'ny teny : mitsimbina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimbina) mt. p. (mitsimbina): Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny. • Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka! ? Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be uaUa fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel