Dikan'ny teny : mitsimoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimoka) mt, s.: Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro! • Vaky vazana: Mitsimoka sahâdy ny tsaramaso namboleko herinandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel