Dikan'ny teny : mitsimpohafoha

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimpohafoha) mt. p.: Mitsangantsangana (volo): Marary ny sakanay ka mitsimpohafoha ny uolony. • Miseho na mifoha indray: Mitsimpohafoha indray ny fofoka amin'izao fotoana izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel