Dikan'ny teny : mitsindrantsindrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindrantsindrana) mt. s. na p. t.: (volo) Tsy milamina, misy mitsingatotra na mitsangantsangana. • Mipelipelika, tsy mahatombin-tsiraka fa manketsy mankeroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel