Dikan'ny teny : mitsindroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindroka) mt. p. (mitsindroha): Mitsaingoka voan-javatra eny amin'ny tany amin'ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo. • Mandray zava-pihinana latsaka amin'ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny uoankazo latsaka ianareo. • h. o. : Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel