Dikan'ny teny : mitsingadina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingadina) mt. s.: Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty. ? Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin'ny vouoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery. • h.o.: Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin'ny nivarotako ny tanimbariko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel